Teny iditra fahatokisana (toky)
Sokajin-teny anarana
Ohatra ny fepetra mba hisian' ny fahatokisana sy ny fiezahana hampiray ny firenena; [4.27]
Haiendriteny 
Tsotra : fahatokisana, fahatokisako, fahatokisanao, fahatokisany, fahatokisantsika, fahatokisanay, fahatokisanareo, fahatokisan', fahatokisan-, fahatokisam-, fahatokisa-
Tovonana : -pahatokisana, -pahatokisako, -pahatokisanao, -pahatokisany, -pahatokisantsika, -pahatokisanay, -pahatokisanareo, -pahatokisan', -pahatokisan-, -pahatokisam-, -pahatokisa-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20