Teny iditra fahatomombanana (tomombana (tombana))
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Tsy azo ialana ny jiny, hoy ny poeta, tsy maintsy atao ny sorona fa izay no manala ny "ratsy" eo amin'ny fiainan'ny olona ary mitondra amin'ny fahatomombanana [2.606]
2Raha tsy izany, mitombina ny ahiahy amin' ny « itsinjarana ny fahefana » mikasika ny lesoka eo amin' ny fifandraisan' ny rantsana isan-tokony eo amin' ny fahatomombanana izay indrisy tsikaritra matetika eo amin' ny Fanjakana foibe [4.27]
Haiendriteny 
Tsotra : fahatomombanana, fahatomombanako, fahatomombananao, fahatomombanany, fahatomombanantsika, fahatomombananay, fahatomombananareo, fahatomombanan', fahatomombanan-, fahatomombanam-, fahatomombana-
Tovonana : -pahatomombanana, -pahatomombanako, -pahatomombananao, -pahatomombanany, -pahatomombanantsika, -pahatomombananay, -pahatomombananareo, -pahatomombanan', -pahatomombanan-, -pahatomombanam-, -pahatomombana-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20