Teny iditra fahatsarana (tsara)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy excellence; goodness [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay excellence; bonté [Hallanger 1974]
Ohatra Ary io fiezahana ao anatiny io no mahatonga fahatsarana amin' ny fiainany, izay toa mamirapiratra amin' ny fihetsiny rehetra [Andriamalala: Taolambalo, takila 123]
Endriteny 
fahatsarana
fahatsarako
fahatsaranao
fahatsarany
fahatsarantsika
fahatsaranay
fahatsaranareo
fahatsaran'
fahatsaran-
fahatsaram-
fahatsara-
-pahatsarana
-pahatsarako
-pahatsaranao
-pahatsarany
-pahatsarantsika
-pahatsaranay
-pahatsaranareo
-pahatsaran'
-pahatsaran-
-pahatsaram-
-pahatsara-
Fitovian-keviteny hatsara ~ hatsarana

2017/04/21