Teny iditra fahatsiahivana (tsiahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahatsiarovana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le souvenir, la mémoire, la cause [1.3]
Ohatra Misy tantara iray momba ny nendra nandona ahy mafy tamin' izany, ary na mandrakizao aza dia mbola mampihoron-koditra ahy ihany ny fahatsiahivana azy? [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06