Teny iditra fahavarana (vatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahakarakarana na fahakolokoloana fatratra mandrakariva; fahazotoana amin' ny fitandremana sy fanaovana izay hahasoa: Ny fahavarana no ananana zavatra madio sy mateza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Willingess to endure or to carry on [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Volonté de supporter ou d'accomplir [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20