Teny iditra fahavinirana (vinitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hatezerana, fahatezerana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La colère, le courroux [1.3]
Ohatra Ary ny fahatezerana sy ny fahavinirana no hamaliako ny firenena izay tsy mihaino. [2.996]
Tovy hevitra havinirana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06