Teny iditra fahavoazana (voa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamihatra nampiditra fahasahiranana: Loza ny fahavoazako fa hadinoko ny nanisy lasantsy ny fiara talohan' ny hiaingàna
¶ Faty antoka: Telo alina ariary no fahavoazan-dRabe tamin' ilay haintrano iny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy defeat, failure, misfortune [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay défaite, insuccès, malheur [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31