Teny iditra fahazaza (zaza)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fandikana anglisy at the time of one's childhood. [Richardson 1885]
 when one was a child [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay quand on est jeune [Houlder 1895]
 du temps où l'on était enfant [Hallanger 1974]
Ohatra 
1fofoiko fahatsaika ho vadiko fahazaza [Dahle: Angano]
2Nisy olondehibe niresaka taminy, sakaizany hatramin' ny fahazaza angamba [Rakotozafy: Ratsimba]
3Hoy kosa i Lamboandriantsimitovy (izany no anaran'Andriamasinavalona fahazaza) [Rahajarizafy: Kabary]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/08/19