Teny iditra fahazazana (zaza)
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay l'enfance [Abinal 1888]
 enfance [Rajaonarimanana 1995]
Haiendriteny 
fahazazana
fahazazako
fahazazanao
fahazazany
fahazazantsika
fahazazanay
fahazazanareo
fahazazan'
fahazazan-
fahazazam-
fahazaza-
-pahazazana
-pahazazako
-pahazazanao
-pahazazany
-pahazazantsika
-pahazazanay
-pahazazanareo
-pahazazan'
-pahazazan-
-pahazazam-
-pahazaza-
Teny mitovy hevitra hazazana
Ohatra 
1Ny fitiavana dia ny eritreritra ihany no mahamasina sy mampatsatso azy, koa raha hatramin' ny fahazazana no efa nilalaovan' ise an' i. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 48]
2miova ho fanafenan-kilema ny tsy fananan-tsinin' ny fahazazany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 82]
3Niverina tampoka tao an-dohako ny fahazazako, ka nanjary nihomehy aho. [Andriamalala: Ranomasina, takila 72]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31