Teny iditra fahazoana (azo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay L'action de gagner, d'obtenir, de recevoir, d'atteindre, de saisir, de comprendre, de pouvoir, le moyen, le lieu [1.3]
Ohatra 
1Faly dia faly, amy ny io ambony noho ny fahazoana zaza vavy. [2.59]
2Eo amin'ny fahazoana pasipaoro dia ilaina koa ny sora-piankohonana. [2.117]
Haiendriteny 
Tsotra : fahazoana, fahazoako, fahazoanao, fahazoany, fahazoantsika, fahazoanay, fahazoanareo, fahazoan', fahazoan-, fahazoam-, fahazoa-
Tovonana : -pahazoana, -pahazoako, -pahazoanao, -pahazoany, -pahazoantsika, -pahazoanay, -pahazoanareo, -pahazoan', -pahazoan-, -pahazoam-, -pahazoa-
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20