Teny iditra fahefany (efatra)
Sokajin-teny anarana fahefatra sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy Ampahefatry ny famarana antsoina hoe vata, izany hoe tokotokony ho dimy litatra eo ho eo amin' ny filazam-patra ankehitriny: Nividy vary eran' ny fahefany aho fa tsy nisy hatokona akory tao an-trano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le quart, la quatrième partie [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31