Teny iditra fahiraika (iraika)
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra 
1ary maromaro no natao tamin' ny siekla fahiraika ambin' ny folo; [1.38]
2maty izy tamin'ny taona fahiraika amby efa-polo nanjakany. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08