Teny iditra fahitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fefy [Bezanozano, Sihanaka, Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   Tranon' omby ompiana izay voahodidina va [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a cattle-fold, a cattle-pen, a pit in which oxen are fattened. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   parc, trou où l'on engraisse les boeufs, où on les enferme [Abinal 1888]
Ohatra  
1Tsy mba fotsimbary tsy maniry aho
tsy fahitra foana ombalahy
na tany tsy manam-pidiny
[Fox: Hainteny, laharana 340]
2Tsy ampy nanamaina velively ny fahitra nosokafany ireo. [Andraina: Mitaraina, takila 191]
Ny bikany  
fahitra
fahitro
fahitrao
fahiny
fahitsika
fahitray
fahitrareo
fahitr'
fahi-
fahitry
-pahitra
-pahitro
-pahitrao
-pahiny
-pahitsika
-pahitray
-pahitrareo
-pahitr'
-pahi-
-pahitry
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/08