Teny iditra faho
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Fifangaroana, fitambaran-javatra roa tsy mitovy, ka ny iray ilaina fa ny iray' tsy ilaina nefa sarotra akifika, fanampiny [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   mixed, in a mixed state, as vary faho, rice mixed with herbs. See haro. [Richardson 1885]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra faho
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   a handsome palm-like shrub which yields sago, but care must be taken in its preparation. Cycas circinalis. Same as vofaho [Betsimisaraka] [Richardson 1885]
Anarana siantifika   Cycas circinalis
Voambolana  

Teny iditra faho
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   appellation botanique: Chloroxylon faho [Rakotovao: Bois]
Anarana siantifika   Chloroxylon faho
Voambolana  
Fitovian-keviteny   maintsoririnina ~ vofaho

Teny iditra Faho
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Dikanteny anglisy   Pau [Baiboly]
Dikanteny frantsay   Paü [Baiboly]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   Pao
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/07