Teny iditra fahy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fampihibohana, tsifamelana hivoaka na hikarenjy [Ravelojaona 1937]
 Fanatavezana ny biby ompiana: Tsy nataonao tsara fahy itỳ omby itỳ ka mahia. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy root of voafahy, afahy, mifahy, mamahy. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Ohatra 
1Fahy ombin' Imboarina ka ny trafony ihany no miedinedina [Rinara 1974]
2Inty ny vola farantsa hamidy nareo hena, ka ataovy tsara fahy tsara [Callet: Tantara, takila 702]

Teny iditra fahy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] akondro iray reny, salohy [Rakotosaona 1972]

2017/07/13