Teny iditra faika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Izay mijanona amin' ny zavatra iray rehefa nofiahina na nesorina ny ranony: Aza ariana eto ny faikam-parinareo
¶ Ny ratsy efa nanalana ny tsara, ny lany tsiro [Rajemisa 1985]
 sisa tavela tamin'ny zavatra nohanina na nampiasaina [SLP 1986]
Famaritana anglisy dregs, lees, sediments, feculence. [Richardson 1885]
 dregs, sediment, residue [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay la lie, marc, dépôt, résidu, rebut [Abinal 1888]
 lie, marc, résidu [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay déchet, résidu [SLP 1986]
 Résidu, partie inutilisable. Par exemple :
-- la coque de certains fruits dont on mange l'amande (voir faikam-boanjo).
-- la rafle du raisin ou de l'épi de maïs (voir tsaikan-katsaka, faika est changé dans ce cas en tsaika par raison d'euphonie).
-- les feuilles ayant servi à préparer une infusion (faikan-dite, le résidu de la préparation du thé) ; etc. [Boiteau 1997]
Sampanteny 
Endriteny 
faika
faikany
faikan'
faikan-
faikam-
-paika
-paikany
-paikan'
-paikan-
-paikam-
Teny mitovy hevitra faikany
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  vela
Ohatra Ankoatra ny menaka, ny faika tavela dia mbola azo ampiasaina. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 69]

Teny iditra faika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipaoka, fifaohana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay enlèvement, rafle, vol adroit [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra faika
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Bara] (équivalent de faitra merina). Amertume (des feuilles, des écorces, etc.) ; parfois aussi âcreté. Nom donné aux espèces particulièrement amères, notamment : Hazunta modesta var. methuenii (Stapf & M.L. Green) Pichon et Hazunta modesta subvar. velutina (Pichon) Markgr.(Apocynaceae). Voir aussi feka.
[Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Hazunta modesta subvar. velutina, Hazunta modesta var. methuenii

2018/11/14