Teny iditra faikan' olona (faika, olona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy anisan' ny fanambanim-bahoaka
Mitovy hevitra: fakon' olona ~ tsaikan' olona [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31