Teny iditra faingana
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana anglisy in haste [Richardson 1885]
 quickly, promptly [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay avec promptitude, promptement, vite [Abinal 1888]

Teny iditra faingana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy ela, malaky, mandritra ny fotoana fohy dia fohy: Zaza faingan-tanana / Tongava faingana fa manavy ny zanakao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy quick, speedy. See haingana. [Richardson 1885]
 quick, prompt [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay prompt, qui va ou passe vite [Abinal 1888]
 prompt, qui passe vite [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
fainna
Teny mitovy hevitra haingana
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra faingàna (faingana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao faingana [fitanisana]
Famaritana malagasy (mpamaritra milaza toetra amin' ny fomba mandidy) Tongàva, miverena faingana: Faingàna fa aza mijanona ela any [Rajemisa 1985]

2010/09/15