Teny iditra faingo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   (,) Mari-pijanonan-tsoratra entina mampisaraka zavatra tanisaina: Ny lehibe, ny kely, ny lehilahy, ny vehivavy tonga daholo rehefa olona tao an-tanàna
¶ mampisaraka tapa-pehezanteny mifanohitra na mifampita: Ny basy tsy re lavitra, fa ny teny no re lavitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   comma [3.1]
Famaritana frantsay   virgule [Rajaonarimanana 1995, SLP: Voambolana, Rakotonaivo 1993]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   Mari-tsoratra

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/13