Teny iditra faitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   ngidin' ny zavatra hanina, na ny fahoriana midona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   bitterness, as the taste of quinine. [Mal. pait.] [Richardson 1885]
   bitterness [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   amertume [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   âcreté [Abinal 1888]
Sampanteny  
Endriteny  
faitra
faitro
faitrao
fainy
faitsika
faitray
faitrareo
faitr'
fai-
faitry

Teny iditra faitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] zaza vao teraka, fitondran-javatra [Rakotosaona 1972]
   [Tambahoaka] taranaka [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] zanaka, taranaka [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   [Provincial] a baby, one just born. See teraka [Richardson 1885]
Endriteny  
faitra
faitro
faitrao
fainy
faitsika
faitray
faitrareo
faitr'
fai-
faitry
Fitovian-keviteny   fetra
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra faitra
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana anglisy   [Provincial] prov. for entina, and tondra [Comp. Eng. bear, to bear children.] [Richardson 1885]

Teny iditra faitra
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana frantsay   [Tankarana] depuis que. § hàtra. [David 1952 (takila H)]
Fitovian-keviteny   hetra

2017/03/10