Teny iditra faizana (fay)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Sazina mba tsy hamerina hadisoana intsony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be made to disrelish; to be made to fear suffering again; to be punished. [Richardson 1885]
 to be punished [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on punit [Hallanger 1974]
Endriteny 
faizana
faizako
faizanao
faizany
faizantsika
faizanay
faizanareo
faizan'
faizan-
faizam-
faiza-
nofaizana
nofaizako
nofaizanao
nofaizany
nofaizantsika
nofaizanay
nofaizanareo
nofaizan'
nofaizan-
nofaizam-
nofaiza-
hofaizana
hofaizako
hofaizanao
hofaizany
hofaizantsika
hofaizanay
hofaizanareo
hofaizan'
hofaizan-
hofaizam-
hofaiza-
faizo
Tsipelina hafa 

2010/12/29