Teny iditra faka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Teny enti-milaza ny fototry ny zavamaniry milentika any ambanin' ny tany ka mampiorina azy tsara ary koa misintona ny sakafony avy ao; matetika no mirantsandrantsana eran' ny tany any ny fakan' ny hazo lehibe [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a root. [Mal. akar (?).] [Richardson 1885]
   root, cause [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   racine, cause [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Teny iditra faka (aka)
Sokajin-teny   anarana na mpamaritra
Famaritana malagasy   Fomba entina maka: Toy izao no faka ireny voankazo ireny
¶ Azo alaina, tokony halaina: Olona tsy faka taranaka [Rajemisa 1985]

Teny iditra faka
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   In the provinces it also means the private parts. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   parties indécentes. [Tankarana] [David 1952 (takila F)]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10