Teny iditra fako
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] loto [Rakotosaona 1972]
 Tapatapak' ahitra sy bozaka na potipoti-javatra avy amin' ny fafa trano: Raofy, rankizy, ny fako fa aza avala hipetrapetraka eny
¶ Ambany, tsinontsinona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy sweepings, rubbish, litter
¶ fig. a great number, a multitude. [Richardson 1885]
 trash, garbage [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ordures, rebut [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra fakofako
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2009/02/23