Teny iditra | fakoina (fako) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Angonina, raofina (toy ny fako raofina rehefa avy mifafa trano) [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be gathered up, as rubbish for fuel, etc., to be swept together. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fakoina io | ||||||||
Fivaditsoratra | anokafy, faikona, fakoina, fany koa, fikaona, finaoka, fokaina, foniaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |