Teny iditra fakon' olona (fako, olona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy Olona tsinontsinona, tsisy antony, indrindra ara-panahy sy ara toe-tsaina
¶ Faikan' olona, tsaikan' olona [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra faikan' olona ~ tsaikan' olona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31