Teny iditra falana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   ny atiny amin' ny tongotra sy ny tanana, nahatonga ny hoe faladia sy felatanana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   the condition of one whose toes are unusually turned out [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   le dessus du pied [Abinal 1888]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra falana
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana anglisy   in the provinces it means curly hair [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Tankarana] frisé. [David 1952 (takila F)]

Teny iditra falana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Merina] (de falana : le dessus du pied ? À moins que ce nom ne vienne de côte Ouest où l'adjectif falana veut aussi dire frisé, crépu). Herbe indéterminée poussant le pied dans l'eau ; réputée très bonne pour l'engraissement des boeufs (encore appelée ahipalana). [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  

2018/11/15