Teny iditra falihavanja
Singan-teny faly ; havanja
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fibitahana sy fandihizana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ faly havanja ] Playing, skipping, frisking, as young lambs. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qui bondit, gambade, folâtre [1.3]
Ohatra Dia nandeha indray ny ondry ampianahana, ka ny zanak' ondry falihavanja teo aloha; [2.857]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11