Teny iditra | faly ambonin-doza | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | faly alohan' ny fotoana ka tsy mbola azo antoka akory ny antony nifaliana dia nivadika ho alahelo sahady [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | [ambony, above, loza, danger.] Delight before the danger is past, premature joy. [Richardson 1885] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |