Teny iditra faly raviny (faly, ravina, -ny)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy faly ambony ihany: faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy Pleasure at mere outside appearances; lit. glad at the leaves (but not knowing whether there will be fruit or not). [Richardson 1885]
Fandikana frantsay qui se réjouit sur les apparences, comme celui qui voyant les feuilles d'un arbre pense y trouver des fruits qui n'y sont pas [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31