Teny iditra famafana (fafa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanesorana ny loto, ny fako; na zavatra entina hanesorana ny loto, ny fako: Ilay kifafa bory no famafana ny lalantsara [Rajemisa 1985]

Teny iditra famafana
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay espacement [SLP 1986]
Voambolana 

2009/09/09