Teny iditra famaha (vaha)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fomba entina mamaha, manala fatotra: Atao ahoana no famaha itỳ tady kely itỳ? [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ce qu’on peut délier, manière de délier [Abinal 1888]

Teny iditra famaha
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ¶ famaha anglisy: kle anglisy
¶ famaha mifantsika, kle tampikitra: famaha azo sokafana araka ny ilana azy
¶ famaha môlety: famaha vavarana [SLP 1986]
Famaritana frantsay clé
¶ famaha anglisy: clé anglaise
¶ famaha be maso: clé polygonale
¶ famaha fisaka: clé plate
¶ famahalaka lalinaty: gouge creuse
¶ famahalaka lalindalina: gouge demi-creuse
¶ famahalaka ravin-kerana: gouge en V
¶ famahalaka talesaka: gouge demi-plate
¶ famaha marolafy: clé alêne
¶ famaha mifantsika, kle tampikitra: clé à griffes
¶ famaha mifantsy, kle mifantsy: clé à ergots
¶ famaha môlety: clé molette
¶ famaha pipa: clé à tube ou à pipe
¶ famaha varombo: clé à douille [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra kle

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/28