Teny iditra famahana (vaha)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fanaborahana; fanalana fatorana; fanatsoahana, fanapahana (fanekena) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay l’action de détacher, de délier, d’effiler, l’instrument [Abinal 1888]

Teny iditra famahana (vaha)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [SLP 1986]
Famaritana frantsay résolution [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Efa nanomboka tamin' ny 2009 no nirotsaka tamin' ny famahana ny krizy teto Madagasikara ny CI [SeFaFi ]

2015/10/27