Teny iditra famahanan-tenona
Singan-teny famahanana ; tenona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Zavatra horonan'ny kofehy atao fahan' ny tenona ka atsofoka mifandimbindimby avy an-kavanana sy avy an-kavia rehefa manenona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [Rel. s. from namahana (fahana), and tenona, weaving.] A shuttle. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/07