Teny iditra famaho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-javamaniry fanao ody nify ny fakany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A shrub used as a remedy for loose teeth. Dichrostachys tenuifolia, Bth. Same as falahidambo, and famoalambo. Also a plant, perhaps the same as the above, used by the Sakalava for the same purpose. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nom d'une espèce d'arbre. [1.19]
  [Merina] (mis pour famahotra) Desmanthus tenuifolius (Benth.) Drake ou Dichrostachys tenuifolia Benth. (Fabaceae). Arbuste extrêmement envahissant. Les feuilles séchées, sont réduites en poudre dentifrice. Elle donne aux gencives une couleur appréciée et évite, paraît-il, aux dents de se déchausser. [1.196]
Anarana siantifika Desmanthus tenuifolius, Dichrostachys tenuifolia
Ohatra fa be hazo famaho fah' izany, izay no nanaovana azy hoe Am-pamaho. [2.48]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31