Teny iditra famakiakora (vaky, akora)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-borona, izay atao koa hoe Famakisifotra (Anastomus madagascariensis) [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy  [Betsimisaraka] a species of bird allied to the cuckoos, belonging to a genus peculiar to Madagascar. Cochlothraustes delalandei, Temm. [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Anastomus madagascariensis, Cochlothraustes delalandei
Teny mitovy hevitra famakisifotra

Teny iditra famakiakora (vaky, akora)
Sokajin-teny anarana
Fandikana anglisy  [Betsimisaraka] the name of a species of stork, same as falamakavava [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra falamakavava

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31