Teny iditra famakisifotra (vaky, sifotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-borona izay atao koa hoe Famakiakora (Anastomus madagascariensis) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [sifotra, a kind of snail.] A bird; lit. snail-breaker, from the manner of procuring its food. [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Anastomus madagascariensis

2009/02/23