Teny iditra famalifaliana (falifaly (faly))
Sokajin-teny anarana
Ohatra Koa ho famalifaliana azy, dia nolazaiko fa rahefa avy manatitra ny entan' ny olona any Maroantsetra izahay, dia hiserana kely any an-tanindrazany vao hiverina any Toamasina. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31