Teny iditra | famaly (valy) | ||||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mamaly Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana: Aza be famaly eo ianao Azo valiana: Tsy mba famaly ny ray aman-dreny [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on peut répondre Manière de répondre [1.3] | ||||
Ohatra | Folo taona ve izay, Randrianaivo e? hoy ny famaliny ny teniny, sady niondrika kely izy nanamboatra ny patalohany tsy ho tratry ny ando
[2.324] | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Fivaditsoratra | famaly, filama, mafy la |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |