Teny iditra famaniana (amany)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ny organa ahafahana mamoaka ny fivalanandrano [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the urethra [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   miction [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra famaniana (amany)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Toerana fibalanan-drano [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a urinal [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/03