Teny iditra famantsilahy (famantsy, lahy)
Sokajin-teny   mpamaritra
Dikanteny anglisy   a clever man hard to fool [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   un roué, un politique habile [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Ohatra  
1Dia izy ve no hifanandrina amin' iretsy olona efa famantsilahy, olona ambony, manankarena, manam-pahaizana! [Rabemolaly: Fary, takila 308]
2Izao no marina momba io: fahaizana tsy miasa afa-tsy amin' ny maizina aloha izy, ary hatrizay fampisehoana rehetra nataon' ny famantsilahy indrindra aminy natrehin' ny mpitsara tsy azo norebirebena, dia tsy mbola nisy izay resaka tamin' ny maty nitranga, na indraindray tra-tehaka teo ny soloky; [Rahajarizafy: Filozofia, takila 129]

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/14