Teny iditra famantsy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza toetr' olona fetsy sady kinga aoka izany amin' ny fahitana hevitra na tetika
Mitovy hevitra: fetsy ~ kinga ~ konjo [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Un fin matois, un roué, un politique habile, un madré, quiconque excelle dans son genre [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/13