Teny iditra famarafarana (farafara)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana resaka mialoha ifanarahana mba tsy hisy fifanolanana any aoriana [Rajemisa 1985]
Ohatra Manaraka izany, nalaiko ny fanekem-pividianana, dia ilay anankiray efa voaisy tombo-kase, ilay misy ny famarafarana sy ny fepetra, sy ilay anankiray mivelatra koa. [Baiboly: 30.32.11]

2019/08/17