Teny iditra famaritana (faritra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanasiana faritra, tsipika manodidina, famalana, famerana [Rajemisa 1985]
 fanomezana fanazavana ny teny iray [SLP 1986]
Fandikana frantsay définition [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31