Teny iditra | famaton' olona | |
Singan-teny | famatona ; olona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona tsy azo lazaina ho efa antitra, nefa tsy tanora intsony koa [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui n'est ni jeune ni vieux [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |