Teny iditra famavany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny tonon' ny taolana na zavamaniry [1.1]
 Faritra ihaonan' ny taolana anankiroa eo amin' ny tena [2.285]
Fanazavàna teny anglisy A joint, the articulation of the limbs. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Les articulations, les joints, les noeuds des tiges [1.3]
Ohatra Izy no itomboan' ny tena rehetra, izay velomina sy ampiraisina tsara amin' ny famavany sy ny hozatra, araka ny fampitomboan' Andriamanitra. [2.996]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19