Teny iditra fambara (ambara)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavatra miseho mialoha ka entina mamantatra izay ho avy aoriana: Alohan' ny hipoahan' ny afotroa, hono, dia misy fambara
¶ Filazana mialoha na ho soa na ho ratsy: Misy milaza fa ny sakanan-goaika dia fambara tsara [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [root ambara.] An omen, a portent. [Richardson 1885]
   a portent, a sign [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   présage, ordinairement mauvais [Hallanger 1974]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23