Teny iditra | fambeda (beda) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mambeda, izany hoe misambotra zavatra na olona ka mamihina azy ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsy ho afa-mikofoka Azo bedaina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui doit être saisi. Manière de saisir [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/10 |