Teny iditra fambolena (voly)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampaniriana (amin' ny famafazanavoa na fanatsatohana taho): Aza mipetra-potsiny fa taom-pambolena izao
¶ Ireo voly ambolena: Nosimban' ny ombinareo ny fambolenay [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay agriculture, plantation, culture, planter (action de), cultiver (action de) [SLP 1986]
 action de planter, de cultiver [Boiteau 1997]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Sarotra izany fambolena voaloboka izany. [Rakotozafy: Ratsimba]
2Ny zazalahy kosa nanao rafitra sy fambolena. [FOFAFIPE: Rosovola]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31