Teny iditra fambosiana (ambosy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fitarihana, fitaomana, famokisana [Rajemisa 1985]
Fifanahafana   fanaboniana ~ fanabosiana

Teny iditra fambosiana
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   catalyse [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Teny iditra fambosiana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   hery manosika [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   impulsion [SLP: Voambolana]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06