Teny iditra fambosy (ambosy)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mambosy na mamoky, mitaona, mitarika
Azo ambosina [1.1]
Mpanahaka  fanabony ~ fanabosy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20